Teny iditra fisavorovoro (savorovoro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny zavatra misavorovoro, tsy milamina, mikorontana, misaritaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05