Teny iditra | 1 fisehosehoana |
Fototeny | 2 sehoseho |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 Adalam-bola sy tia fisehosehoana " : izany no amintinan' ny mpanoratra ny toetran' izy mivady. [2.314#] 5 Ny teraka alahamady alatsinainy na raharaha atomboka amin' io andro io, dia mandany tahiry noho io andro io be rehaka sy fisehosehoana. [1.381#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |