|
|
|
|

Teny iditra 1  fisehosehoana
Fototeny  2 sehoseho
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Adalam-bola sy tia fisehosehoana " : izany no amintinan' ny mpanoratra ny toetran' izy mivady. [2.314#]
7  Ny teraka alahamady alatsinainy na raharaha atomboka amin' io andro io, dia mandany tahiry noho io andro io be rehaka sy fisehosehoana. [1.381#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19