Teny iditra | fiseloselo (seloselo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miselisely na miseloselo, izany hoe mandalo na mipetraka eo anoloan' olona mba hanelingelina azy [1.1] | |
Tovy hevitra | fiselisely | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |