|
|
|
|

Teny iditra1  fisintahana
Fototeny  2  sintaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fialana ny tokantrano, fisarahana amin'ny vady: Ny vehivavy no manao fisintahana fa tsy ny lehilahy akory. [1.1]

Fivaditsoratra  5  fihantsiana, fisintahana, ifantsihana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05