Teny iditra | fisiontsionana (siontsiona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fivezivezena atsy sy ary; fandehanana somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina. [1.1] | |
Fivaditsoratra | fisiontsionana, fisointsoinana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |