Teny iditra fisoirana (soitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisavasavana ny lavenona na ny vain'afo amin'ny hazo kely lavalava; fakana voankazo amin'ny hazo marani-doha; fandentehan'ny omby ny tandrony amin'ny tany. [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05