Teny iditra | 1 fisoitrafo |
Fototeny | 2 soitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tapa-kazo fisoirana na fanalana sy fanilihana ny afo ao am-patana mba hampirehitra azy tsara. |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny fisoitrafo io |
Fivaditsoratra | 6 arofy fotsy, fisoitrafo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |