Teny iditra fisokiky (sokiky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran'ny olona misokiky; na mamokaiky mitampifimpify noho ny tahotra na ny henatra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05