|
|
|
|

Teny iditra1  fisolampiana (solampy)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Toetran' ny zavatra kisolosolo, tsy marin-tampona; fandriana ila, fikisolosoloana: Tsy aza anorenan-trano itỳ tany itỳ noho ny fisolampiany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20