Teny iditra fisonenehana (sonenika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandihizana misosa moramora, tsy mikoropadropaka, milamina sy ara-dalàna tsara: Endre izany fisonenehan'ny zana-drazana manao tsipisandry sy velatanana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05