Teny iditra | fisotro (sotro) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina misotro:
Ataovy fisotro ranon'akoho ka ny kely azo andrandraina.
Zavatra sotroina: Fadio ny fisotro mahamamo. Azo sotroina: Tsy fisotro ny rano amin'itỳ fantsakana itỳ [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fisotro io | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |