Teny iditra fitabotetahana (tabotetaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipetrahan-javatra mitabotetaka, izany hoe mifotetaka amin'ny fanambaniny. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05