Teny iditra fitaingina (taingina)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina nitaingina, miakatra na mipetraka eo ambony zavatra.
Azo taingenana, azo itaingenana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20