|
|
|
|

Teny iditra1  fitaitaizana
Fototeny  2  taitay
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fahamaikana, fahadodonana: Loza ny fitaitaizanay handre ny valim-panadinana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05