|
|
|
|

Teny iditra1  fitanàka
Fototeny  2  tan
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomban' ny olona mitanaka, izany hoe mivanaka, ny vava tsy afa-mikombona intsony noho ny figagana [1.1]

Fivaditsoratra  5  antafika, antifaka, fitanàka, tafanika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20