Teny iditra | fitangongo (tangongo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona na biby na zavatra mitangongo na mivory betsaka ka miavosa na mifanakaiky mifanizina izaitsizy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Etat de ce qui est groupé [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19 |