Teny iditra | fitangongoana (tangongo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fivoriana betsaka miavosa na mifanakaiky mifanizina izaitsizy: Jereo ny fitangongoan' ny vitsika amin' ireto hotampary [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de se grouper, le lieu, la cause [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19 |