|
|
|
|

Teny iditra1  fitanina (tanina)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entina mitanina na mipetraka mitodika amin'ny afo na masoandro: Fa angaha moa misy fitanina andro maro karazana? [1.1]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny fitanina io

Fivaditsoratra  5  afintina, faintina, fitanina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20