|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitao
Fototeny  2  tao
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina mitao, izany hoe miomana ho toy ny hiady, mivonona [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  fitao
Fototeny  7  tao
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haitao
Fanazavàna teny frantsay  10  matériaux [1.13]

Fivaditsoratra  11  fatio, fiato, fiota, fitao, tafio

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03