| Teny iditra | 1 fitaovana |
| Fototeny | 2tao |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe.
5Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc..
[1.2] 7arms and supplies for war; instruments, equipment. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8matériel.
[1.8, 1.13] 9armes et matériel de guerre ; instruments. [1.8] 10appareil. [1.13] |
| Ohatra |
11 Ireto avy ny fitaovana ilaina.
[2.117#]
12 Namboatra fitaovana maro samihafa izy. [2.445#] 13 Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina. [2.366#] |
| Voambolana | 14 Fitaovam-piasana 15 Miaramila |
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 afa-tavony, 18 fiavotana, 19 fitaovana, 20 tafaviona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|