Teny iditra | fitapitapy (tapitapy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban'ny olona na zavatra mitapitapy, izany hoe tonga miatoato, tsy iray migorodana fa tsirairay na manao andiany ka misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara. [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |