|
|
|
|

Teny iditra 1  fitaratra
Fototeny  2 taratra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Tamaboha fisaka fanao amin' ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana mahita izay rehetra any ivelany: Mometaka fitaratra amin' ny varavarankely
7 Tamaboha malamalama tsara ary nasiana manjany ao an-damosiny ka afaka mamerina ny sarin' izay zavatra eo anoloany: Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 Glass, a looking-glass, a mirror. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 manière de regarder, le miroir, la glace, ce qui réfléchit la lumière [1.3]
10 vitre [1.13]
Ohatra  11  Izaho, hono, izany no mba fitaratra! [2.4#21]
12  mba mijere tandindona aloha vao mizaha fitaratra. [2.69#157]
13  Farafaharatsiny soloana karakara vy madini-maso ny fitaratra. [2.117#49]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe fitaratra
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16 Randzavola: fitaratra ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21