Teny iditra fitelemana (telina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tenda [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The throat, the gorge [1.2]
Voambolana 

Teny iditra fitelemana (telina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanagorodanana na famarinana any an-tenda: Misy fanafody, tsy dia mampaninona loatra ny fanaovana azy ao am-bava, fa ny fitelemana azy no mafy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A delicacy [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31