Teny iditra fitia ketsa
Singan-teny fitia ; ketsa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fa ny fitiavana toy ny ketsa ka izay amindrana azy no aniriany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20