Teny iditra | 1 fitoerana |
Fototeny | 2 toetra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fipetrahan' ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy 5 Ao amin' ny vatana salama no fitoeran' ny saina salama 6 Toerana: Ataovy amin' ny fitoerana maina ireo voankazo ireo 7 Toerana omby hipetrahana: Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy 8 Zavatra ametrahan-javatra hafa: Fitoeran-dranomainty [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 a place, a location [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 endroit, place [1.8] 11 emplacement, position, siège [1.13] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 aforetany, aretin' afo, atrefinao, fatinareo, fierotana, fioretana, fitoerana, iforetana, ifoterana, irefotana, naefitrao, notafaery, tafinareo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |