Teny iditra fitohanana (tohana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho an' ny zazakely
Fiankinana: Asivy fitohanana itỳ zanakazo itỳ fa mita hitolefika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de s'appuyer sur, l'étai, l’aide, le lieu, le motif [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/04