|
|
|
|

Teny iditra1  fitokàka
Fototeny  2  tok
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina mitokàka, izany hoe mihomehy mitokelaka toa maneso [1.1]

Fivaditsoratra  5  fitokàka, takifoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20