Teny iditra fitondra (tondra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitondra, na mibata izany na mifehy: Samy hafa ny fitondran' ny lehibe vahiny sy ny lehibe teratany
Entina matetika: Harona fitondra miantsena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on peut porter, manière de porter [1.3]
Ohatra 
1Ren'Ilaidama fa mafy fitondra loatra ilay havany [2.298]
2Basy no an-jara fangady, Benitra no antsy fitondra. [2.69]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20