Teny iditra | 1 fitontonana (tontona) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fianjerana midofotra; fidonana amin-javatra: Ny fitontonana amin' ny vato dia mafimafy kokoa noho ny fitontonano amin' ny tany [1.1] |
Fivaditsoratra | 4 fiantontona, fitontonana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |