Teny iditra fitorovoka (torovoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mitorovoka, izany hoe mipetraka miarinarina, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20