Teny iditra fitotototo (totototo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitotototo, izany hoe mivezivezy manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona [1.1]
Tovy hevitra fitotototoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05