Teny iditra | fitrabarana (trabaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Filentehana, fitsofohan' ny zava-maranitra ao anaty nofo na zava-malemy hafa: Ny fitrabaran' ny benitra eo amin' ny tratran' ny fahavalo [1.1] | |
Tovy hevitra | fitrabahana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |