Teny iditra | fitranga (tranga) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mitranga, izany hoe miseho lany: Ny fitrangan' ny volana avy any atsinanana [1.1] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fitranga io | |||
Fivaditsoratra | fangitra, fitranga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |