|
|
|
|

Teny iditra1  fitriarana
Fototeny  2  triatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Faharovitana, fahatatahana, fitsefahana: Hatrany ambony ka hatrany ambany ny fitriaran' ny akanjony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20