Teny iditra fitrongy (trongy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny biby na ny zavatra entina mitrongy, izany hoe mihady na mihoha ny tany amin' ny vava (kisoa), tandroka (omby), angadinomby na fitaovana toy ny bilidaozera... [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05