Teny iditra fitrotro (trotro)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitrotro, izany hoe mamihina zaza eny amin' ny sandry anankiroa ka manankina azy amin' ny tratra
Azo trotroina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14