Teny iditra fitsatsiaka (tsatsiaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mitsatsiaka, izany hoe rovitra ka heno ny fitriarany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05