Teny iditra fitsentsefana (tsentsitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitrohana ranon-javatra amin' ny vava, fitrohana ny ao anaty zavatra: Ny fitsentsefan' ny renitantely ny mamin' ny voninkazo no anaovany ny maminy
Fihinanana ny soa: Ny fitsentsefan' ny mpanjana-tany ny zanatany no ifikirany mafy aminy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Absorption, exploitation [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05