Teny iditra fitsetsahana (tsetsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firehetana haingana: Tsy mahagaga raha trano tafo bozaka dimy no may tao anatin' ny adiny iray noho ny fitsetsahan' ny afo
Famaliana haingana: Tsy fitsetsahambavan' olona lahy iny Ramatoa iny! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05