Teny iditra fitsidradraka (tsidradraka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mitsidradraka, izany hoe miainga ho avo na mitsangana misandrahaka
Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity [1.1]
Tovy hevitra fitsidradra ~ fitsidradrahana ~ fitsidradrana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05