Teny iditra | fitsimbinana (tsimbina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty Fanaovana izay tsy hahasimba na hahakely, fitandrovana: Ho fitsimbinana ny voninahitrao no nanaovako izao Fanampiana, fanasoavana, na fiantrana: Ataovy itỳ ho fitsimbinana ny mahantra [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |