Teny iditra fitsimpohafoha (tsimpohafoha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mitsimpohafoha, izany hoe mifohafoha, mitsangantsangana (volo); na miseho indray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20