Teny iditra fitsindrohana (tsindroka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsaingohan' ny vavam-borona voan-javatra amin' ny tany: Ny fitsindrohan' ny vorona ny voa amin' ny tany no ivelomany
Fandraisana zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Nifaninana tamin' ny fitsindrohana ny voankazo latsaka tamin' ny tany ny ankizy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20