Teny iditra fitsingedana (tsingedana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran'ny olona mitsingedana, izany hoe mandry mivalampatra, mitsotra toy ny amalo-maty [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05