|
|
|
|

Teny iditra1  fitsingerenana (tsingerina)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fiherenan' ny andro anankiray isan-taona: Niantso ny namany Rakoto tamin' ny fitsingerenan' ny andro nahaterahany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  The return of something that comes around periodically [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Le retour de ce qui revient régulièrement [1.8]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10