Teny iditra fitsinkafona (tsinkafona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mitsinkafona, izany hoe mihevaheva eny ambony rano fa tsy milentika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05