Teny iditra | fitsitaitaika (tsitaitaika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mitsitaitaika na milatsaka tsy misesy fa mahalana, na maneno mahalankalana, na tsy tonga indray miaraka fa tsikelikely [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |