|
|
|
|

Teny iditra 1  fitsohana
Fototeny  2 fitsoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana, torahana, velezina: Nofitsohany tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nofitsohako vato ilay vorondolo ka maty terỳ
9 Angalarina: Nofitsohan' ilay karilahy ny akohoko dimy
10 Vitaina tsara, fatratra: Faly aho fa nofitsohany ilay asa nampanaoviko azy [1.1]
Tsipelina hafa  11 fitsofana

Fivaditsoratra  12 afantsiho, fitsohana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22