Teny iditra | fitsongo (tsongo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo tsongoina [1.1] | |
Teny iditra | fitsongo (tsongo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitsongo izay azo adika hoe: mamely amin' ny fanerena amin' ny bobo, na maka anana amin' ny hohontanana izay entina hanapahana azy [1.1] | |
Teny iditra | fitsongo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Pince [1.13] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Teny iditra | fitsongo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] . Arbre dont les graines sont fortement toxiques : Rourea orientalis Baill. (Connaraceae). Feuilles et écorces dépourvues d'alcaloïdes. Voir aussi kitsongo. [1.196] | |
Anarana siantifika | Rourea orientalis | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |